plt_tn/gen/26/02.md

20 lines
540 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Nanomboka niresaka tamin'i Isaka Yaveh.
# niseho taminy
"niseho tamin'i Isaka"
# Aza midina any Egypta
Mahazatra ny miresaka ny fialana amin'ny tany nampanantenana toy ny hoe: "mandeha midina" ho any amin'ny toeran-kafa.
# fa ho anao sy ho an'ireo taranakao, no hanomezako ireo tany rehetra ireo
"fa homeko anao sy ireo taranakao ireo tany rehetra ireo"
# ary ho tanterahiko ny fianianana izay nianianako tamin'i Abrahama rainao
"Hataoko izay nampanantenaiko ho atao tamin'i Abrahama rainao"