# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Nanomboka niresaka tamin'i Isaka Yaveh. # niseho taminy "niseho tamin'i Isaka" # Aza midina any Egypta Mahazatra ny miresaka ny fialana amin'ny tany nampanantenana toy ny hoe: "mandeha midina" ho any amin'ny toeran-kafa. # fa ho anao sy ho an'ireo taranakao, no hanomezako ireo tany rehetra ireo "fa homeko anao sy ireo taranakao ireo tany rehetra ireo" # ary ho tanterahiko ny fianianana izay nianianako tamin'i Abrahama rainao "Hataoko izay nampanantenaiko ho atao tamin'i Abrahama rainao"