plt_tn/gen/23/05.md

24 lines
669 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# ireo zanaka lahin'i Heta
Eto ny "zanaka lahy" dia ilazana ireo taranak'i Heta. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 23:3. DH: "ireo taranak'i Heta"
# ry tompoko
Ity andian-teny ity dia nampiasaina hanehoana fanajana an'i Abrahama.
# Andrian-dehibe an'Andriamanitra
Fomba fiteny izany. Ny tena hevitr'izay dia "lehilahy manan-kery" (UDB) na "mpitarika matanjaka."
# ny faty izay anao
Afaka atao izany hoe: DH: "ny vadinao izay maty" na "ny vadinao"
# ny fasanay izay safidinao indrindra
"ny tsara indrindra amin'ireo toerana fandevenanay"
# handà izany fasana izany ho anao
"hitazona ny toerana fandevenany ho anao" na "handà ny hanome ny fasany ho anao"