# ireo zanaka lahin'i Heta Eto ny "zanaka lahy" dia ilazana ireo taranak'i Heta. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 23:3. DH: "ireo taranak'i Heta" # ry tompoko Ity andian-teny ity dia nampiasaina hanehoana fanajana an'i Abrahama. # Andrian-dehibe an'Andriamanitra Fomba fiteny izany. Ny tena hevitr'izay dia "lehilahy manan-kery" (UDB) na "mpitarika matanjaka." # ny faty izay anao Afaka atao izany hoe: DH: "ny vadinao izay maty" na "ny vadinao" # ny fasanay izay safidinao indrindra "ny tsara indrindra amin'ireo toerana fandevenanay" # handà izany fasana izany ho anao "hitazona ny toerana fandevenany ho anao" na "handà ny hanome ny fasany ho anao"