plt_tn/gen/21/19.md

24 lines
756 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Andriamanitra nampahiratra ny masony, ka nahita
Ny nampahalalan'Andriamanitra an'i Hagara ny fisian'ny fantsakana dia resahina toy ny hoe nanokatra ny masony ara-bakin-teny Izy. DH: "nampahita an'i Hagara Andriamanitra" na "nasehon'Andriamanitra azy" (UDB)
# ilay siny hoditra
"ilay fasiana vita amin'ny hoditra" na "ilay kitapo"
# ilay zaza
"ilay zaza lahy kely" na "Ismaela"
# Nomba ilay zaza Andriamanitra
Eto ny andian-teny "Nomba" dia fomba fiteny izay midika fa Andriamanitra nanampy na nitahy ilay zaza lahy kely. DH: "nitarika ilay zaza lahy kely Andriamanitra" na "nitahy ilay zaza lahy kely Andriamanitra"
# lasa mpandefa tsipìka
"lasa nanana fahaiza-manao tamin'ny fampiasana tsipìka sy zana-tsipìka"
# nahazo vady
"nahita vady"