plt_tn/gen/18/24.md

44 lines
1.6 KiB
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana ankapobeny:
Nanohy niresaka tamin'i Yaveh i Abrahama.
# Angamba misy
"raha atao hoe misy"
# Handripaka izany ve Ianao ary tsy hamindra fo ny toerana nohon'ny amin'ny dimam-polo marina izay ao?
Nanantena i Abrahama fa hiteny i Yaveh hoe: "tsy handripaka an'izany Aho." DH: "mihevitra aho fa tsy handripaka an'izany Ianao. Eny, hamindra fo amin'ny toerana Ianao noho ny amin'ny dimam-polo marina izay ao"
# Handripaka izany
"mandringana izany." Miresaka ny fandringanana ny olona toy ny famafana loto amin'ny kifafa i Abrahama. DH: "mandringana ny olona izay mipetraka ao"
# ary tsy hamindra fo ny toerana nohon'ny amin'ny dimam-polo marina izay ao?
Nanantena i Abrahama fa hiteny i Andriamanitra hoe: "hamindra fo ny toerana nohon'ny amin'ny dimam-polo marina izay ao."
# hamindra fo ny toerana
"hamela ny olona hiaina"
# nohon'ny amin'ny
"nohon'ny amin'ny"
# sanatria aminao ny hanao zavatra toy izany
"Tsy iriako mihintsy ny hanaovanao zavatra tahaka izany" na "tsy tokony hanao zavatra tahaka izany ianao"
# zavatra toy izany, mamono
"zavatra toy ny famonoana" na "zavatra toy, izay famonoana"
# mitondra ny marina tahaka ny ratsy fanahy
Afaka atao izany hoe: DH: "tokony hitondra ny marina mitovy amin'ny fomba fitondrana ny ratsy fanahy ianao"
# Tsy hanao izay marina ve ny Mpitsaran'ny tany rehetra?
Mampiasa izany fanontaniana fampisainana izany Abrahama mba ilazana izay niandrasany hataon'Andriamanitra. DH: "Ny Mpitsaran'ny tany rehetra dia hanao izay marina tokoa" na "Koa satria Ianao no mpitsaran'ny tany rehetra, dia hanao izay mety tokoa ianao!"