plt_tn/gen/17/22.md

12 lines
463 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Rehefa avy niresaka taminy Izy
"Rehefa avy niresaka tamin'i Abrahama Andriamanitra"
# niakatra niala avy teo amin'i Abrahama Andriamanitra
"nandao an'i Abrahama Andriamanitra"
# ny lehilahy rehetra tao amin'ny tokantranon'i Abrahama
"ny olombelona lahy tao an-tokantranon'i Abrahama" na "ny lehilahy rehetra tao amin'ny tokantranon'i Abrahama." Ilazana ny olombelona lahy amin'ny taona rehetra izany: ireo zaza, ireo ankizy lahy, ary ireo lehilahy lehibe.