# Rehefa avy niresaka taminy Izy "Rehefa avy niresaka tamin'i Abrahama Andriamanitra" # niakatra niala avy teo amin'i Abrahama Andriamanitra "nandao an'i Abrahama Andriamanitra" # ny lehilahy rehetra tao amin'ny tokantranon'i Abrahama "ny olombelona lahy tao an-tokantranon'i Abrahama" na "ny lehilahy rehetra tao amin'ny tokantranon'i Abrahama." Ilazana ny olombelona lahy amin'ny taona rehetra izany: ireo zaza, ireo ankizy lahy, ary ireo lehilahy lehibe.