plt_tn/gen/13/05.md

20 lines
589 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Ary
Izany teny izany dia nampiasaina mba hanehoana fa izay manaraka eo dia fampahafantarana fototra hanampy ny mpamaky hahatakatra ny tranga izay manaraka eto.
# Tsy nahazaka ny hiarahan'izy ireo mitoetra ny tany
Tsy ampy ho an'ny bibin'izy ireo rehetra ny tany firahofana sy ny rano.
# ireo fananany
Ao anatin'izany ny biby fiompy, izay mila ahitra sy rano.
# tsy afaka niara-nipetraka
"tsy afaka niara-niaina"
# Nipetraka tao amin'ilay tany ireo Kananita sy Perizita tamin'izany fotoana izany
Antony hafa izay tsy nahafahan'ny tany mahazaka azy rehetra ireo ihany koa izany.