# Ary Izany teny izany dia nampiasaina mba hanehoana fa izay manaraka eo dia fampahafantarana fototra hanampy ny mpamaky hahatakatra ny tranga izay manaraka eto. # Tsy nahazaka ny hiarahan'izy ireo mitoetra ny tany Tsy ampy ho an'ny bibin'izy ireo rehetra ny tany firahofana sy ny rano. # ireo fananany Ao anatin'izany ny biby fiompy, izay mila ahitra sy rano. # tsy afaka niara-nipetraka "tsy afaka niara-niaina" # Nipetraka tao amin'ilay tany ireo Kananita sy Perizita tamin'izany fotoana izany Antony hafa izay tsy nahafahan'ny tany mahazaka azy rehetra ireo ihany koa izany.