plt_tn/gen/09/16.md

20 lines
670 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana ankapobeny:
Nanohy niresaka tamin'i Noa sy ireo zanany lahy Andriamanitra.
# mba hahatsiarovana
"mba hotadidiko" na "mba hisainako izany"
# teo amin'Andriamanitra sy ireo zava-manan'aina
Andriamanitra no miresaka eto. DH: "eo amiko sy ny zava-manan'aina rehetra"
# reo zava-manan'aina'ny nofo rehetra
"ny karazana zava-manan'aina rehetra." Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 9:14.
# Ary Andriamanitra niteny tamin'i Noa
Efa niresaka tamin'Andriamanitra i Noa. Izany andian-teny izany dia manamarika ny fizarana farany ny amin'izay nolazain'Andriamanitra. DH: "avy niteny tamin'i Noa Andriamanitra" na "ary Andriamanitra niteny tamin'i Noa"