# Fampahafantarana ankapobeny: Nanohy niresaka tamin'i Noa sy ireo zanany lahy Andriamanitra. # mba hahatsiarovana "mba hotadidiko" na "mba hisainako izany" # teo amin'Andriamanitra sy ireo zava-manan'aina Andriamanitra no miresaka eto. DH: "eo amiko sy ny zava-manan'aina rehetra" # reo zava-manan'aina'ny nofo rehetra "ny karazana zava-manan'aina rehetra." Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 9:14. # Ary Andriamanitra niteny tamin'i Noa Efa niresaka tamin'Andriamanitra i Noa. Izany andian-teny izany dia manamarika ny fizarana farany ny amin'izay nolazain'Andriamanitra. DH: "avy niteny tamin'i Noa Andriamanitra" na "ary Andriamanitra niteny tamin'i Noa"