plt_tn/gen/06/20.md

28 lines
875 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# samy araka ny karazany avy
"ny isan-karazany avy"
# ny zavatra mikisaka amin'ny tany
Ilazana ny biby kely izay mikisaka amin'ny tany izany (UDB).
# ny roa amin'ny karazany
Ilazana ny roa amin'ny karazam-borona sy biby rehetra.
# hamelona azy ireo
"koa afaka mamelona azy ireo ianao"
# ho anao ... ho an'ny tenanao ... ianao
Ilazana an'i Noa izany ary dia ilazana olona iray.
# karazan-tsakafo rehetra izay fihinana
"sakafo izay hohanin'ny olona sy ny biby"
# Ka dia nataon'i Noa izany. Araka izay rehetra nandidian'Andriamanitra no nanaovany azy
Ireo fehezanteny roa ireo dia manana hevitra mitovy. Ny fehezanteny faharoa dia manazava ny voalohany ary manasongadina fa i Noa dia nankatoha an'Andriamanitra. Ireo fehezanteny mifanindran-dalana ireo dia azo akambana ho iray. DH: " Ary Noa dia nanao ny zavatra rehetra izay nandidian'Andriamanitra azy ho atao"