# samy araka ny karazany avy "ny isan-karazany avy" # ny zavatra mikisaka amin'ny tany Ilazana ny biby kely izay mikisaka amin'ny tany izany (UDB). # ny roa amin'ny karazany Ilazana ny roa amin'ny karazam-borona sy biby rehetra. # hamelona azy ireo "koa afaka mamelona azy ireo ianao" # ho anao ... ho an'ny tenanao ... ianao Ilazana an'i Noa izany ary dia ilazana olona iray. # karazan-tsakafo rehetra izay fihinana "sakafo izay hohanin'ny olona sy ny biby" # Ka dia nataon'i Noa izany. Araka izay rehetra nandidian'Andriamanitra no nanaovany azy Ireo fehezanteny roa ireo dia manana hevitra mitovy. Ny fehezanteny faharoa dia manazava ny voalohany ary manasongadina fa i Noa dia nankatoha an'Andriamanitra. Ireo fehezanteny mifanindran-dalana ireo dia azo akambana ho iray. DH: " Ary Noa dia nanao ny zavatra rehetra izay nandidian'Andriamanitra azy ho atao"