plt_tn/gal/01/08.md

20 lines
1.0 KiB
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# no hitory
Mamaritra zavatra tsy nitranga ary tsy tokony hitranga io. DH: "no hanambara" na "andeha hanambara"
# hafa aminareo noho izay
"samihafa amin'ny ilay Filazantsara" na "samihafa amin'ilay hafatra"
# aoka izy ho voaozona
"Ho faizin'Andriamanitra mandrakizay anie izany olona izany." Raha manana fomba mahazatra mahalaza ny fiantsoana ozona ho eo amin'ny olona iray ny fiteninao, dia ampiasao eto izany.
# Moa ve izaho ankehitriny mitady ny fakantoavan'ny olona sa Andriamanitra? Moa ve izaho mitady izay hampifaly ny olona?
''Tsia" ny valinteny andrasana amin'ity fanontaniana fampisainana ity. DH: "tsy mitady ny fankatoavan'ny olona aho, fa kosa mitady ny fankatoavan'Andriamanitra. Tsy mitady ny hampifaly olona aho.
# Raha mbola manohy miezaka ny hampifaly olona aho, dia tsy mpanompon'i Kristy
Ny "raha" sy ny "dia" dia anehoana fifanoherana eo amin'ny zava-misy. "tsy mbola miezaka ny hampifaly olona aho; fa mpanompon'i Kristy aho" na "Raha mbola miezaka ny hila sitraka amin'ny olona aho, dia tsy mpanompon'i Kristy"