plt_tn/ezr/03/12.md

12 lines
344 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# ny trano voalohany
Io dia manondro ny tempoly voalohany izay natsangan'i Solomona, dia ny tranon'Andriamanitra izany.
# teo anoloan'ny mason'izy ireo
Ny maso dia manambara ny fahitana. DH: "teo imason'izy ireo" na "hitan'izy ireo izany"
# nitomany mafy
Io dia manondro ny fihetse-po fanehoana alahelo anisan'izany ny ranomaso sy ny feo.