# ny trano voalohany Io dia manondro ny tempoly voalohany izay natsangan'i Solomona, dia ny tranon'Andriamanitra izany. # teo anoloan'ny mason'izy ireo Ny maso dia manambara ny fahitana. DH: "teo imason'izy ireo" na "hitan'izy ireo izany" # nitomany mafy Io dia manondro ny fihetse-po fanehoana alahelo anisan'izany ny ranomaso sy ny feo.