plt_tn/ezr/03/03.md

20 lines
908 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# napetrak'izy ireo teo amin'ny fitoerany ilay alitara
"nanao ny alitara teo amin'ny fitoerany" na "nametraka ny alitara teo amin'ny fitoerany mba hipetraka eo izany"
# nanenika azy ireo ny horohoro
Io dia fomba fiteny. DH: "natahotra izy ireo"
# nohon'ny amin'ny olon'ilay tany
Mety ilainao ny manazava ny momba ny vahoakan'ny tany izay nampatahotra ireo Jiosy. DH: "satria noheverin'izy ireo fa te hanafika azy ireo ny vahoakan'ilay tany"
# Nanolotra fanatitra dorana ho an'i Yaveh vao mangiran-dratsy sy tamin'ny hariva izy ireo
Ny zavatra voalohany nataon'ny vahoaka dia ny nanomboka nanolotra sorona. Izany dia talohan'ny nanangana indray ny tempoly.
# Firavoravoan'ny Fialofana
Io dia firavoravoana izay nankalazaina anatin'ny valo andro mandritra ny volana fahafito amin'ny tetiandro Hebreo. Izany dia niaraka tamin'ny fotoan'ny eksodosy fony mbola nipetraka tao amin'ny lay ireo Israelitra.