plt_tn/ezk/47/01.md

8 lines
302 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# manatrika ny atsinanana
Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 40:5.
# an-kavanan'ny alitara
Ity dia ilany an-kavanan'ny alitara rehefa mijery izany ny olona raha manatrika ny atsinanana izy ireo. Noho izany, any amin'ny ilany atsimon'ny alitara ity. DH: "teo amin'ny ilany atsimon'ny alitara"