# manatrika ny atsinanana Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 40:5. # an-kavanan'ny alitara Ity dia ilany an-kavanan'ny alitara rehefa mijery izany ny olona raha manatrika ny atsinanana izy ireo. Noho izany, any amin'ny ilany atsimon'ny alitara ity. DH: "teo amin'ny ilany atsimon'ny alitara"