plt_tn/ezk/25/01.md

20 lines
431 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# tonga tamiko ny tenin'i Yaveh
"niteny ny teniny i Yaveh." Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 1:1.
# zanak'olona
Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 2:1.
# atodiho amin'ny vahoaka Amonita ny tavanao
Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 4:1.
# vahoaka Amonita
"ireo taranaka Amonita" na "ireo izay nipetraka tany amin'ny tany Amonita"
# maminania manohitra
Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 4:6.