# tonga tamiko ny tenin'i Yaveh "niteny ny teniny i Yaveh." Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 1:1. # zanak'olona Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 2:1. # atodiho amin'ny vahoaka Amonita ny tavanao Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 4:1. # vahoaka Amonita "ireo taranaka Amonita" na "ireo izay nipetraka tany amin'ny tany Amonita" # maminania manohitra Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 4:6.