plt_tn/ezk/24/07.md

16 lines
348 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Yaveh manohy manome an'i Ezekiela ny hafany amin'ny vahoakan'i Jerosalema.
# ràny ... eo anelanelany
Jerosalema no resahina eto, izay solon'ny vilany tena.
# Napetrany teo ambony vatolampy malama
"napetrany teo ambony vatolampy ilay rà"
# ho rakotry ny vovoka izany
"handrakotra izany amin'ny vovoka"