# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Yaveh manohy manome an'i Ezekiela ny hafany amin'ny vahoakan'i Jerosalema. # ràny ... eo anelanelany Jerosalema no resahina eto, izay solon'ny vilany tena. # Napetrany teo ambony vatolampy malama "napetrany teo ambony vatolampy ilay rà" # ho rakotry ny vovoka izany "handrakotra izany amin'ny vovoka"