32 lines
1.2 KiB
Markdown
32 lines
1.2 KiB
Markdown
|
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
|
||
|
|
||
|
Manohy mandresy lahatra an'Andriamanitra mba tsy hamotika ny Israely i Mosesy.
|
||
|
|
||
|
# Nahoana ireo Egyptiana no tokony hilaza hoe: 'Fikasàna ratsy no nitarihany azy ireo hivoaka...handringanana azy ireo hiala amin'ny tany?'
|
||
|
|
||
|
Nampiasa io fanontaniana io i Mosesy mba hiezahana handresy lahatra an'Andriamanitra mba tsy handrava ny olony. Io fanontaniana fampisainana io dia afaka adika ho fanambarana. DH: Raha mamotika ny vahoakanao Ianao, dia mety hilaza ireo Egyptiana hoe: 'Notarihiny hivoaka izy ireo...mba hamotehina azy ireo hiala amin'ny tany'.
|
||
|
|
||
|
# ny tany
|
||
|
|
||
|
"amin'ny velaran'ny tany'' na "amin'ny tany"
|
||
|
|
||
|
# Mialà amin'ny fahatezeranao mirehitra
|
||
|
|
||
|
"Atsaharo ny fahatezeranao mirehitra" na "Aza tezitra be intsony"
|
||
|
|
||
|
# fahatezeranao mirehitra
|
||
|
|
||
|
Ny fahatezeran'Andriamanitra dia resahin'i Mosesy toy ny hoe afo izay nandoro izany. DH: "ny hatezeranao lehibe"
|
||
|
|
||
|
# Tsarovy Abrahama
|
||
|
|
||
|
"Tadidio i Abrahama" na "Eritrereto ny momba an'i Abrahama''
|
||
|
|
||
|
# nianiananao
|
||
|
|
||
|
"nanao fianianana" na "nampanantena mafy''
|
||
|
|
||
|
# Handova izany mandrakizay izy ireo
|
||
|
|
||
|
Ny momba ny fananan'izy ireo tany dia resahin'Andriamanitra toy ny hoe handova izany izy ireo. DH: "Hahazo izany mandrakizay izy ireo"
|