# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Manohy mandresy lahatra an'Andriamanitra mba tsy hamotika ny Israely i Mosesy. # Nahoana ireo Egyptiana no tokony hilaza hoe: 'FikasĂ na ratsy no nitarihany azy ireo hivoaka...handringanana azy ireo hiala amin'ny tany?' Nampiasa io fanontaniana io i Mosesy mba hiezahana handresy lahatra an'Andriamanitra mba tsy handrava ny olony. Io fanontaniana fampisainana io dia afaka adika ho fanambarana. DH: Raha mamotika ny vahoakanao Ianao, dia mety hilaza ireo Egyptiana hoe: 'Notarihiny hivoaka izy ireo...mba hamotehina azy ireo hiala amin'ny tany'. # ny tany "amin'ny velaran'ny tany'' na "amin'ny tany" # MialĂ  amin'ny fahatezeranao mirehitra "Atsaharo ny fahatezeranao mirehitra" na "Aza tezitra be intsony" # fahatezeranao mirehitra Ny fahatezeran'Andriamanitra dia resahin'i Mosesy toy ny hoe afo izay nandoro izany. DH: "ny hatezeranao lehibe" # Tsarovy Abrahama "Tadidio i Abrahama" na "Eritrereto ny momba an'i Abrahama'' # nianiananao "nanao fianianana" na "nampanantena mafy'' # Handova izany mandrakizay izy ireo Ny momba ny fananan'izy ireo tany dia resahin'Andriamanitra toy ny hoe handova izany izy ireo. DH: "Hahazo izany mandrakizay izy ireo"