8 lines
497 B
Markdown
8 lines
497 B
Markdown
|
# Nalain'i Mosesy ny antsasaky ny rà ka nataony tao anaty kovetabe izany
|
||
|
|
||
|
Nangonin'i Mosesy ny antsasaky ny rà tao anaty kovetabe mba hanosorana izany amin'ny olona ao amin'ny 24:7. Io dia hanaiky ny fandraisan'ny olona anjara amin'ny fanekena eo amin'ny vahoakan'Israely sy Andriamanitra.
|
||
|
|
||
|
# ny antsasany kosa nafafiny teo amin'ny alitara
|
||
|
|
||
|
Eto ny alitara dia manondro an'Andriamanitra. Io dia hanaiky ny fandraisan'ny olona anjara amin'ny fanekena eo amin'ny vahoakan'Israely sy Andriamanitra.
|