plt_tn/eph/04/25.md

20 lines
573 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# ialao ny lainga
''aza mandainga intsony''
# samy isan'ny rantsan'ny rehetra isika
''an'ny tsirairay avy isika'' na ''isan'ny fianakavian' Andriamanitra isika''
# Mitezera fa aza manota
''mety ho tezitra ianao, fa aza manota'' na ''raha tezitra ianao, dia aza manota''
# Aza avela ho tratrin'ny masoandro mody ny hatezeranao
''tokony hanajonana ny hatezerana mialohan'ny fahatongavan'ny alina ianareo'' na ''avelao ny hatezeranao mialohan'ny hiafaran'ny andro''
# Aza manome hirika ho an'ny devoly
''Aza manome hirika ny devoly hitarika anareo amin'ny fahotana''