# ialao ny lainga ''aza mandainga intsony'' # samy isan'ny rantsan'ny rehetra isika ''an'ny tsirairay avy isika'' na ''isan'ny fianakavian' Andriamanitra isika'' # Mitezera fa aza manota ''mety ho tezitra ianao, fa aza manota'' na ''raha tezitra ianao, dia aza manota'' # Aza avela ho tratrin'ny masoandro mody ny hatezeranao ''tokony hanajonana ny hatezerana mialohan'ny fahatongavan'ny alina ianareo'' na ''avelao ny hatezeranao mialohan'ny hiafaran'ny andro'' # Aza manome hirika ho an'ny devoly ''Aza manome hirika ny devoly hitarika anareo amin'ny fahotana''