plt_tn/ecc/11/06.md

32 lines
1.2 KiB
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# miasà amin'ireo tananao
D.H: manohy ny fiasana"
# na maraina na hariva, na ity na iry,
Ireo andian-teny roa ireo dia midika zavatra mitovy amin'ny ankapobeny ary manamafy fa ny asan'olona dia hiroborobo, na tamin'ny fotoana manao ahoana no nahavitany izany. D.H: "na ny voa izay nambolenareo ny maraina, na ny voa izay nambolenareo ny hariva."
# Mamy tokoa ny mazava
Eto ny teny "mazava" dia maneho ny fahaizana mijery masoandro ary koa ny olombelona. D.H: "ny mahay mijery masoandro dia mamy" na "velona dia mamy."
# ny maso ny mahita ny masoandro.
Ity andian-teny roa ity dia midika zavatra mitovy amin'ny ankapobeny toy ny andian-teny teo aloha. D.H: "fa ny olona mahita ny masoandro" na "velona."
# ho faly amin'ireny rehetra ireny,
Eto ny teny "ireny" dia maneho ireo taona izay hahaveloman'ny olona.
# andron'ny aizina ho avy
Eto ny teny "haizina" dia maneho fahafatersana. D.H: "hafiriana ny andro izay ho hahafatesany."
# fa ho maro ireny.
Eto ny teny "ireny" dia maneho ireo "andron'ny haizina". D.H: "Fa ho faty mandritry ny andro maro noho ny hahavelomany izy" na "fa ho faty mandrakizay izy."
# Ny zava-drehetra hitranga
Mety midika 1) "Zava-drehetra izay mitranga ao aorian'ny fahafatesana" na 2) "Zava-drehetra izay mitranga amin'ny hoavy."