plt_tn/ecc/08/12.md

20 lines
675 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# in-jato
D.H: "fotoana 100"
# ho an'ireo izay manaja an'Andriamanitra izany
D.H: "mandeha tsara ny fiainana ho an'ireo izay manaja an'Andriamanitra"
# izay manaja an'Andriamanitra, izay manome voninahitra ny fanatrehany
Ireo andian-teny roa ireo dia midika zavatra mitovy amin'ny ankaobeny ary natambatra ho fanamafisana.
# tsy haharitra ny fiainany
D.H: "tsy ampaharetan'Andriamanitra ny fiainany"
# Ireo androny dia toy ny rahona mihelina
Mety midika 1) ny mpanoratra dia mampitaha ny halavan'ny fiainan'olon-dratsy amin'ny aloka izay mandalo faingana na 2) ny hatsarana na ny hafalian'ny fiainana dia mihelina amin'ny olon-dratsy, tsy misy fananana ny fiainany.