# in-jato D.H: "fotoana 100" # ho an'ireo izay manaja an'Andriamanitra izany D.H: "mandeha tsara ny fiainana ho an'ireo izay manaja an'Andriamanitra" # izay manaja an'Andriamanitra, izay manome voninahitra ny fanatrehany Ireo andian-teny roa ireo dia midika zavatra mitovy amin'ny ankaobeny ary natambatra ho fanamafisana. # tsy haharitra ny fiainany D.H: "tsy ampaharetan'Andriamanitra ny fiainany" # Ireo androny dia toy ny rahona mihelina Mety midika 1) ny mpanoratra dia mampitaha ny halavan'ny fiainan'olon-dratsy amin'ny aloka izay mandalo faingana na 2) ny hatsarana na ny hafalian'ny fiainana dia mihelina amin'ny olon-dratsy, tsy misy fananana ny fiainany.