plt_tn/ecc/04/07.md

12 lines
352 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# zanaka lahy na rahalahy
Ity dia olona tsy manana fianakaviana.
# ny masony tsy mba afa-po
D.H: "tsy afa-po izy"
# Ho amin'iza no hiasako mafy ary handàvan'ny tenako ny fifaliana?
D.H: "hisy olona hahaza tombony amin'ny fiasana mafy amiko ka tsy hahazo hafaliana ve?" na "Tsy ampahazo tombony amin'ny olona ny asako ary tsy hahafaly ny tenako."