# zanaka lahy na rahalahy Ity dia olona tsy manana fianakaviana. # ny masony tsy mba afa-po D.H: "tsy afa-po izy" # Ho amin'iza no hiasako mafy ary handàvan'ny tenako ny fifaliana? D.H: "hisy olona hahaza tombony amin'ny fiasana mafy amiko ka tsy hahazo hafaliana ve?" na "Tsy ampahazo tombony amin'ny olona ny asako ary tsy hahafaly ny tenako."