plt_tn/ecc/02/17.md

8 lines
278 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# ireo asa rehetra izay vita
D.H: "ny asa rehetra ataon'ny olona"
# entona sy fikasana hanohitra ny rivotra.
"zavona" na "fofon'aina". Tsy izany no farany. D.H: "vonjimaika" na "zava-poana". Izay ataon'ny olona dia tahaka ny entona satria tsy misy farany ary dia zava-poana.