# ireo asa rehetra izay vita D.H: "ny asa rehetra ataon'ny olona" # entona sy fikasana hanohitra ny rivotra. "zavona" na "fofon'aina". Tsy izany no farany. D.H: "vonjimaika" na "zava-poana". Izay ataon'ny olona dia tahaka ny entona satria tsy misy farany ary dia zava-poana.