plt_tn/ecc/02/15.md

24 lines
768 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Dia hoy aho tao am-poko
D.H: "niteny irey aho"
# Koa inona no maha-samihafa izany raha ho tena hendry aho?
Ny mpanoratra dia mampiasa ity fanontaniana ity hanasongadinany ny heviny fa tsy misy tombotsoa ny ho hendry. D.H: "Koa tsy misy fihasamihafana raha tena hendry aho."
# Dia nofeheziko tao am-poko
D.H: "nofeheziko"
# entona
"zavona" na "fofon'aina". Tsy izany no farany. D.H: "vonjimaika" na "zava-poana". Izay ataon'ny olona dia tahaka ny entona satria tsy misy farany ary dia zava-poana.
# Fa ny olon-kendry, tahaka ny adala, dia tsy ho tsaroina ela akory.
D.H: "Tsy ho tsaroan'ny olona ela intsony ny olo-kendry, toy ny tsy nahatsiarovan'izy ireo ela ny adala"
# izay hanadinoina ny zava-drehetra
D.H: "ho adinoin'ny olona foana ny zava-drhetra"