# Dia hoy aho tao am-poko D.H: "niteny irey aho" # Koa inona no maha-samihafa izany raha ho tena hendry aho? Ny mpanoratra dia mampiasa ity fanontaniana ity hanasongadinany ny heviny fa tsy misy tombotsoa ny ho hendry. D.H: "Koa tsy misy fihasamihafana raha tena hendry aho." # Dia nofeheziko tao am-poko D.H: "nofeheziko" # entona "zavona" na "fofon'aina". Tsy izany no farany. D.H: "vonjimaika" na "zava-poana". Izay ataon'ny olona dia tahaka ny entona satria tsy misy farany ary dia zava-poana. # Fa ny olon-kendry, tahaka ny adala, dia tsy ho tsaroina ela akory. D.H: "Tsy ho tsaroan'ny olona ela intsony ny olo-kendry, toy ny tsy nahatsiarovan'izy ireo ela ny adala" # izay hanadinoina ny zava-drehetra D.H: "ho adinoin'ny olona foana ny zava-drhetra"