plt_tn/deu/30/17.md

16 lines
807 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Mosesy miresaka amin'ireo Israelita toy ny hoe olona iray ihany izy ireo, noho izany dia "ianao" no ampiasaina.
# raha mivily lalana ny fonao ... fa kosa voasarika lavitra sy miankohoka amin'ireo andriamanitra hafa ary manompo azy ireo
Eto ny hoe "fo" dia maneho an'ilay olona mihitsy. DH: "raha mitsahatra amin'ny tsy fivadihana amin'Andriamanitra ianao ... ary mandresy lahatra anao mba hiankohoka sy hanompo andriamanitra hafa ireo vahoaka mipetraka ao amin'ilay tany"
# anareo ankehitriny ... tsy hanalava ireo andronareo ianareo
Miresaka dia amin'ireo Israelita toy ny hoe vondrona.
# hanalava ireo andronareo
Ny hoe andro lava dia sarinteny ho an'ny hoe lava andro iainana. DH: "afaka ny hiaina fotoana ela." Adikao toy ny tao amin'ny 4:25 ireo teny ireo.