# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Mosesy miresaka amin'ireo Israelita toy ny hoe olona iray ihany izy ireo, noho izany dia "ianao" no ampiasaina. # raha mivily lalana ny fonao ... fa kosa voasarika lavitra sy miankohoka amin'ireo andriamanitra hafa ary manompo azy ireo Eto ny hoe "fo" dia maneho an'ilay olona mihitsy. DH: "raha mitsahatra amin'ny tsy fivadihana amin'Andriamanitra ianao ... ary mandresy lahatra anao mba hiankohoka sy hanompo andriamanitra hafa ireo vahoaka mipetraka ao amin'ilay tany" # anareo ankehitriny ... tsy hanalava ireo andronareo ianareo Miresaka dia amin'ireo Israelita toy ny hoe vondrona. # hanalava ireo andronareo Ny hoe andro lava dia sarinteny ho an'ny hoe lava andro iainana. DH: "afaka ny hiaina fotoana ela." Adikao toy ny tao amin'ny 4:25 ireo teny ireo.