plt_tn/deu/12/26.md

12 lines
440 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# raki-boadinao
"ireo fanatitra izay hanatanterahana voady" na "ireo fanati-boady"
# hararaha .. ny ràn'ny soronao
DH: "ny mpisorona dia handraraka ny ràn'ny sorona"
# hohaninao ny nofon'izany
Ireo lalàn'Andriamanitra dia mamaritra hoe iza amin'ny faritr'ilay biby no ho an'ny fanatitra dorana, faritra aiza no ho an'ny mpisorona ary faritra aiza no ho an'ilay mpanolotra mba hohanina. DH: "hihinana ny sasany amin'ilay hena ianao"