# raki-boadinao "ireo fanatitra izay hanatanterahana voady" na "ireo fanati-boady" # hararaha .. ny ràn'ny soronao DH: "ny mpisorona dia handraraka ny ràn'ny sorona" # hohaninao ny nofon'izany Ireo lalàn'Andriamanitra dia mamaritra hoe iza amin'ny faritr'ilay biby no ho an'ny fanatitra dorana, faritra aiza no ho an'ny mpisorona ary faritra aiza no ho an'ilay mpanolotra mba hohanina. DH: "hihinana ny sasany amin'ilay hena ianao"