plt_tn/deu/12/01.md

20 lines
578 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Mosesy dia mbola miresaka amin'ny vahoakan'Israely.
# ho tandremanao
"tsy maintsy ankatoavinao"
# ny andro rehetra hiainanao ety an-tany
Eto ny hoe "andro" dia maneho fotoana lava. Ary ny hoe "hiainana ety an-tany" ihany koa dia fomba fiteny izay midika hoe farak'izay ela hiainan'ny olona iray." DH: "farafahaela hiainanao"
# Ho ravainao tokoa
"tsy maintsy ravainao"
# ireo firenena izay ho roahanao
Eto ny hoe "firenena" dia maneho ireo vondron'olona izay mipetraka any Kanana. DH: "ireo vondron'olona izay ho alainao ny taniny"