# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Mosesy dia mbola miresaka amin'ny vahoakan'Israely. # ho tandremanao "tsy maintsy ankatoavinao" # ny andro rehetra hiainanao ety an-tany Eto ny hoe "andro" dia maneho fotoana lava. Ary ny hoe "hiainana ety an-tany" ihany koa dia fomba fiteny izay midika hoe farak'izay ela hiainan'ny olona iray." DH: "farafahaela hiainanao" # Ho ravainao tokoa "tsy maintsy ravainao" # ireo firenena izay ho roahanao Eto ny hoe "firenena" dia maneho ireo vondron'olona izay mipetraka any Kanana. DH: "ireo vondron'olona izay ho alainao ny taniny"