plt_tn/deu/11/04.md

20 lines
577 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Mosesy manohy miresaka amin'ireo Israelita zokiny izay efa antitra tsara ka nahita izay nataon'Andriamanitra tany Egypta.
# Na nahita ny nataony
"na ireo zanakao nahita izay nataon'i Yaveh"
# tafik'i Egypta
"ireo miaramila Egyptiana"
# nanenjika anareo izy ireo
Eto ny hoe "anareo" dia midika hoe ireo Israelita izay velona tany amin'ny 40 taona lasa teo.
# tamin'ity toerana ity
Ity dia midika hoe ilay tany hain'ny Lohasahan'ny Renirano Jordana izay iresahan'i Mosesy amin'izy ireo mialohan'ny hiampitan'izy ireo ho any Kanana.