# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Mosesy manohy miresaka amin'ireo Israelita zokiny izay efa antitra tsara ka nahita izay nataon'Andriamanitra tany Egypta. # Na nahita ny nataony "na ireo zanakao nahita izay nataon'i Yaveh" # tafik'i Egypta "ireo miaramila Egyptiana" # nanenjika anareo izy ireo Eto ny hoe "anareo" dia midika hoe ireo Israelita izay velona tany amin'ny 40 taona lasa teo. # tamin'ity toerana ity Ity dia midika hoe ilay tany hain'ny Lohasahan'ny Renirano Jordana izay iresahan'i Mosesy amin'izy ireo mialohan'ny hiampitan'izy ireo ho any Kanana.