plt_tn/deu/06/20.md

28 lines
987 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Mosesy manohy milaza ny tenin'i Yaveh amin'ny vahoakan'Israely toy ny hoe olona iray ihany ireo Israelita
# Inona avy ireo lalàn'ny fanekena ... nandidian'i Yaveh anao?
DH: "Inona no dikan'ireo lalàn'ny fanekena ... aminao" na "Nahoana ianao no mankatoa ireo lalàn'ny fanekena ... anao"
# zanakao lahy
Ity dia maneho ireo zanaky ny olon-dehiben'Israely izay nitenenan'i Mosesy ny tenin'i Yaveh.
# tamin'ny tanana mahery
Eto ny hoe "tanana mahery" dia maneho ny fahefan'i Yaveh. Jereo ny nandikanao izany tao amin'ny 4:34. DH: "tamin'ny fahefany mahery"
# ary tamin'ny tranony rehetra
Eto ny hoe "trano" dia maneho ny vahoakan'i Yaveh. DH: "ary tamin'ny vahoakany rehetra"
# teo imasontsika
Eto ny hoe "maso" dia maneho ilay olona iray manontolo. DH: "teo amin'izay nafahantsika nahita azy ireo"
# mba hitondrany antsika hiditra ao
Ny dikan'ity fanambarana ity feno dia afaka atao mazava tsara. DH: "mba hitondrany antsika ao Kanana"