plt_tn/deu/04/05.md

20 lines
940 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Mosesy manohy miresaka amin'ny vahoakan'Israely.
# fa tokony hanao izany eo afovoan'ny tany
"fa tokony hankatoa ireo ianareo rehefa mipetraka ao amin'ilay tany"
# Koa tandremo izany ka ataovy
Ireo roa ireo dia manana dika mitovy ary manamafy fa tokony hankatoa ireo izy ireo. DH: "ankatoavy tsara ireo"
# fa izany no fahendrena sy fahazavan-tsainareo eo imason'ny olona
Ny anarana hoe "fahendrena" sy "fahazavan-tsaina" dia afaka adika ho mpamaritra, ary ny hoe "eo imaso" dia maneho ny fomba fitsaran'ny olona na fanapahany hevitra amin'ny lanjan'ny zavatra iray. DH: "izany no hampiseho amin'ny olona fa hendry sy mahafantatra izay manan-danja ianareo"
# vahoaka hendry sady manam-pahalalana ity firenena lehibe ity
Ny teny hoe "firenena" dia entina hilazana ny vahoaka ao amin'izany firenena izany. DH: "ny vahoaka ao amin'izany firenena lehibe izany dia hendry sy manana fahazavan-tsaina"