plt_tn/deu/03/01.md

28 lines
992 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Mosesy manohy mampatsiahy ny vahoakan'Israely ny amin'izay nitranga tany aloha.
# Oga ... Sihona
Anarana mpanjaka ireo. Jereo ny fomba nandikanao ireo tao amin'ny 1:3.
# Edrehy ... Hesbona
Anaran-tanàna ireo. Jereo ny fomba nandikanao ireo tao amin'ny 1:3.
# Hoy Yaveh tamiko hoe: 'Aza matahotra azy; ... nomeko fandresena teo aminy ianareo ... ambany fahefanareo ... ho ataonareo ... izay nataonareo ... tany Hesbona.'
Yaveh dia miresaka amin'i Mosesy toy ny hoe Mosesy no ireo Israelita, noho izany dia tokony ho "ianareo" avokoa.
# matahotra azy ... teo aminy ... ny vahoakany sy ny taniny
Eto ireo teny hoe "azy" sy "aminy" ary ny "..ny" dia maneho an'i Oga.
# nomeko fandresena
Yaveh dia miresaka ny amin'izay ho ataony toy ny hoe efa vitany izany.
# Ho ataonareo aminy izay nataonareo tamin'i Sihona
Ny teny hoe "aminy" dia entina hilazana "ireo olony." DH: "Ho ringaninareo tahaka ny nataonareo tamin'i Sihona i Oga sy ny vahoakany"