plt_tn/deu/01/29.md

24 lines
916 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Mosesy manohy mampatsiahy ny olona ny amin'izay nataon'ny taranak'ireo Israelita teo aloha.
# hoy aho taminao
"hoy aho tamin'ireo razambenao"
# teo imasonao
Eto ny sarin-teny hoe "teo imasonao" dia maneho izay hitan'izy ireo. DH: "izay hitan'ny tenanao"
# izay nahitanao ... nikarakaran'i Yaveh Andriamanitrao anao ... nalehanao ... mandram-pahatonganao
Mosesy miresaka amin'ireo Israelita toy ny hoe olona iray ihany izy ireo, noho izay dia atao "ianao" avokoa fa tsy "ianareo"
# nikarakaran'i Yaveh Andriamanitrao anao, toy ny ikarakaran'ny lehilahy iray ny zanany lahy
Eto ny fikarakaran'i Yaveh ny olony dia ampitahaina amin'ny an'ny ray. DH: "Yaveh Andriamanitrao dia nikarakara anao, toy ny ray mikarakara ny zanany lahy"
# mandra-pahatonganao teto amin'ity toerana ity
"mandra-pahatonganao teto amin'ity tany izay nampanantenain'Andriamanitra homena anao ity"